Entry (1/5) | 1 diso |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy marina: Diso izany filazanao izany Meloka: Diso tamin-drainao ianao namaly boraingona azy Tsy nahatratra: Diso fidirana Ilita ka voasazy ~ Diso rasa ianao ka ny taolana sisa ho anao ~ Diso fanantenana izy ka nitoloko Tsy nahita, tsy sendra: Tratra aoriana loatra ianao ka diso azy Tapaka, tsy tonga: Diso hadimiana ianao nandritra ny volana Lavo tamim-pitondmn-tena: Diso tamin' izany tovolahy nanangoly azy izany, hono, i Bako Maty: Ireo dimy ireo ihany ve ny zanakareo ~ Ireo no velona fa nisy roa diso, tompoko Loatra: Diso masaka ireto voankazo ireto ka efa misy simba. [1.1] |
Explanations in English |
4 wrong, mistaken, in error, guilty, absent, missing. Used also in speaking of the death of the relatives of the sovereign. It governs the accusative case in the sense of missing some one, as: diso azy aho [1.2] 5 wrong; absent; lacking [1.7] |
Explanations in French |
6 qui a tort; absent, manquant; faute [1.8] |
Derivatives |
|
All compound words | 24 27 combinations of diso |
Analogs | 25 tsontsa, solafaka, lavo |
Proverbs | 26 Proverbs containing the word diso |
Entry (2/5) | 27 diso |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 Tsy fanaharan-dalana ara-pitsipika: Be diso ny lahatsoratrao [1.1] |
Explanations in English |
30 an error, failure [1.2] |
Explanations in French |
31 faute [1.8] |
All compound words |
|
Entry (3/5) | 35 diso |
Part of speech | 36 active verb |
Explanations in Malagasy |
37 mikisaka, mifindra toerana [Bara]
[1.78] |
Entry (4/5) | 38 diso |
Part of speech | 39 adjective |
Explanations in Malagasy |
40 maty (olona) [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (5/5) | 41 diso |
Part of speech | 42 Unspecified |
Explanations in English |
43 [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 47 diso, 48 dosy, 49 Sodì, 50 sody, Sody |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |