|
|
|
|

Entry (1/5)1  ray
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny) [1.1]
4 aba [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] [1.78]
5 ada [Provincial] [1.2]
6 baba [Betsimisaraka] [1.78]
7 dada [1.1]
8 ikaky [1.7]
9 kaky [Tankarana] [1.19]
Explanations in English  10 father [1.2, 1.7]
Explanations in French  11 père [1.3#500, 1.54, 1.8, 1.5]
12 oncle [1.3#500, 1.5]
13 beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés [1.3#500]
Morphology 
14  Simple :
15  Prefixed :
Vocabulary  16  Relationships: family
Synonyms  17 aba, ada, baba, dada, ikaky
Analogs  18  andryiankinana, 19  hajasyvoninahitra, 20  kiadysyvoninahitra, 21  lanysikajyarivo, 22  lanyvoamenazato, 23  vatonandiavana
All compound words  24  47 combinations of this word
Proverbs  25  Proverbs containing that word

Entry (2/5)26  ray
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28 Kasika: Zaza tia ray
29 Fakana zavatra amin' ny tanana
30 Fampidirana olona ao an-trano [1.1]
Explanations in French  31 action de saisir avec la main [1.3#500, 1.5]
32 action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre [1.3#500]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  52 rairay

Entry (3/5)53  ray
Part of speech  54  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  55 Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro:
56 Henoy izao teny izao, ray vahoaka [1.1]
Explanations in French  57 pour ry : Ray olona! (Ô peuple!) [1.3]
All compound words  58 railahy

Entry (4/5)59  ray
Part of speech  60  adjective
Explanations in Malagasy  61 Fanononana haingana ny
62 Iray [1.1]

Entry (5/5)63  ray    
Part of speech  64  noun
Explanations in English  65 tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7]

Anagrams  66 àry, ary, arỳ, 67 ira, irà, 68 ray, 69 ria

Updated on 2025/11/13