| Entry (1/2) | 1 mahita |
| Root | 2 hita |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
5 Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena 6 Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo 7 Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany 8 Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ. 9 Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1] |
| Explanations in English |
10 to see; to find
[1.7] |
| Explanations in French |
11 voir, trouver
[1.8] |
| Morphology |
|
| Combinations | 16 21 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mahita |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 18 mahità |
| Root | 19 hita |
| Part of speech | 20 imperative of active verb mahita [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mahita, mahità, 21 matahy, 22 mitahà, mitaha |
| Updated on 2026/03/25 |
|