Entry mamy (hamy)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely
¶ Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka
¶ Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina. [Rajemisa 1985]
English translation   sweet [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   well-liked [Hallanger 1973]
French translation   doux, suave, excellent, agréable, délicieux, chéri; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie) [Abinal 1888]
   doux, sucré; chéri [Hallanger 1974]
Examples  
1Mamy ny zanaka nateraka [Callet: Tantara, page 1042]
2Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka [Andraina: Mitaraina, page 22]
Derivations  
Synonyms   fy ~ mafilotra ~ matsiro
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word mamy (2): Andranomamy, Sahamamy

Entry mamy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   manafina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/07/27