Entry tombo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fihalehibeazana [Rakotosaona 1972]
 Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [Rajemisa 1985]
English definition an increase, a profit, a surplus [Hallanger 1973]
French definition augmentation, croissance; bénéfice; surplus [Hallanger 1974]
French definition avantage, gain [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word tombo (2): Ambohimitombo, Tomboarivo

2017/05/20