| Entry (1/2) | 1 hatavy |
| Root | 2 tavy |
| Part of speech | 3 morphological form of matavy |
| Examples |
4 Nisy lehilahy iray nafahiny hatavy ka nomeny izao karazan-kanimpy rehetra izao
[1.437]
5 ka raha izy irery no tsy tia, dia mitoto koba isika hatavy, fa ny dada tsy mba lany [2.69#233] |
| Entry (2/2) | 6 hatavy |
| Root | 7 tavy |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1] |
| Synonyms | 10 hatavezana |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 hatavy, 13 vahita |
| Updated on 2025/09/12 |
|