|
|
|
|

Entry 1  vitsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1]
Explanations in English  4 few [1.7]
Explanations in French  5 peu nombreux, rare [1.8]
Examples  6  Be noho vitsy isika eto [2.895#116]
7  dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207]
8  Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Analogs  28  ankavitsiana, 29  azo isaina, 30  azo isaina amin' ny rantsan-tanana, 31  Kely, 32  tsy firy, 33  tsy maro, 34  tsirairay tadiavina, 35  vitsy dia vitsy, 36  vitsy kely, 37  zara raha misy
Combinations  38  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vitsy
Proverbs  39  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22