Entry mitoetra (toetra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra?
¶ Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo?
¶ Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy
¶ Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. [Rajemisa 1985]
English definition to dwell; to rest; to sit [Hallanger 1973]
French definition habiter, rester [Hallanger 1974]
Morphology 
mitoetra
nitoetra
hitoetra
mitoera
Synonyms mitomoetra
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela. [Rajohanesa: Kintana]
2Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 18]
Quotes 

Updated on 2013/05/23