|
|
|
|

Entry1  tia
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3 Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo.
4 Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza.
5 Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy.
6 Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany. [1.1]
Explanations in English  7 to love, to like. [1.2#6441.7]
Explanations in French  8 aimer. [1.3, 1.8]
9 affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver. [1.3]
Morphology 
10  Simple :
11  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  28  Emotions
Analogs  29  mandala, 30  mankafy, 31  mankamamy, 32  mankasitraka, 33  miraikipitia, 34  miraikipo, 35  mirona
All compound words  36  29 combinations of this word
Proverbs  37  Proverbs containing that word

Anagrams  38 atỳ, aty, 39 ita, 40 tay, 41 tia

Updated on 2025/11/10