Entry lainga
Part of speech noun
Malagasy definition Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany
¶ Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io
Mitovy hevitra: fitaka. [Rajemisa 1985]
English definition a lie [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 a falsehood [Richardson 1885]
French definition mensonge [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 fausse apparence
¶ figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [Abinal 1888]
Derivations 
Antonyms 
Examples 
1Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [Randzavola: Baiboly, page 376]
2Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [Andraina: Mitaraina, page 52]
Quotes 
Articles 

2019/12/12