Entry mitoto (toto)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamotipotika zavatra: Mitoto voanjo
¶ Mikosoka ny vary akotry hialan' ny hodiny: Mitoto vary [Rajemisa 1985]
Morphology 
mitoto
nitoto
hitoto
mitotoa
Compound words, titles, names 
Quotes 

2013/05/23