|
|
|
|

Entry (1/3)1  reny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao
4 Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1]
Explanations in English  5 mother, female parent [1.7]
Explanations in French  6 mère [1.3, 1.54, 1.8]
7 tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3]
8 parente [1.8]
Examples  9  Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324]
10  Izaho koa mba manana reny. [2.471]
11  nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Vocabulary  14  Relationships: family
All compound words  15  84 combinations of that word
Proverbs  16  Proverbs containing that word
Article  17 Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)18  reñy
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20 tsy fandrenesana [Taisaka] [1.78]

Entry (3/3)21  reny
Part of speech  22  participle re and pronoun
Explanations in Malagasy  23 Mitovy amin' ny re [1.1]
Explanations in English  24 another form of re [1.2]
Explanations in French  25 entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3]
Synonyms  26 re

Anagrams  27 Nerì, 28 Nery, reny, reñy

Updated on 2025/11/27