| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs : hatezerana | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Ny fitiavana : sakaizan' ny rariny fa ny hatezerana fati-dran' ny heloka. [2.558 #3008] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Ny hatezerana misy famavany, ny hafaliana misy elanelany. [2.415 #5298, 2.653 #2254] | ||||||||||||||||||||
| French translation | La colère a des noeuds et la joie a des intervalles. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Il y a des intermittences. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 3 | Ny kely tsy lany hadalana, ny lehibe tsy lany hatezerana. [2.558 #3040] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 4 | Ny tendrom-po tsy mba namana ary ny hatezerana sakaiza mpamitaka. [2.558 #3275] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 5 | Reniakoho Reniakoho Reniakoho Reniakoho | ||||||||||||||||||||
| French translation | Poule mère prise par un petit oiseau tsintsina : elle en est dans l' ébahissement. [2.415 #5776]
Poule mère sur laquelle a fondu un petit oiseau tsintsina : elle ne se met pas en colère, mais elle est étonnée. [2.415 #5777] Une poule à laquelle un passereau a raflé quelque chose: elle n' est pas fâchée mais seulement étonnée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Se disait de l'audace des trop petits. [2.415 #5777] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 6 | Sakondry Sakondry | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|