Entry | 1 mipetraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 petraka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to be at rest 6 [1.2] to sit down, to perch 7 [1.7] to sit |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.8] être assis 9 [1.3, 1.8] s'asseoir 10 [1.3] être placé, posté être destitué, renvoyé habiter, séjourner |
Examples |
11 [2.324] Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry.
12 [2.470] mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. 13 [2.472] Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery. |
Morphology |
|
All compound words |
|
Analogs | 19 mitombina, mitalapetraka, mitorovoka, manao torovok' amboa, misoketraka, misolaketraka, misondretaka, misonanina, misonanaka, mitorevaka, mianinanina, mihaminkamina, mivalaketraka, mitaboretaka, mibelaka, mibalelaka, mitsivelatra, mitsivetraka, mitakoko, mamitsaka, mitampisaka, mivalandotra, miampatra, miarinarina, miemonemona, miainginaingina, mininginingina, miteronterona, mitemontemona |
Proverbs | 20 Proverbs containing the word mipetraka |
Anagrams | 21 ampetrika, 22 mipetraka, 23 mpiretaka, 24 mpiteraka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |