Entry hadalana (adala)
Part of speech   noun
Malagasy definition   tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany
¶ hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy
¶ zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy
¶ manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [Rajemisa 1985]
English translation   foolishness [Richardson 1885]
French translation   La folie, la sottise, l'imbécilité [Abinal 1888]
Synonyms   fahadalàna
Quotes  

Updated on 2013/09/29