| Entry (1/2) | 1 sakaiza |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy [1.1] |
| Explanations in English |
4 a friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour [1.7] |
| Explanations in French |
5 ami, compagnon; amant [1.8] |
| Examples |
6 Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza.
[2.270#125]
7 Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara [2.649#193] 8 dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho [2.48] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 27 8 combinations of this word |
| Analogs | 28 tapaka, namana, mpifankatia, mahatoky, rano sy vary, fatidra, longo, tanan-kavia sy havanana, trano atsimo sy avaratra, mpirahalahy mizara dian' omby, mifampihinana ny manta sy ny masaka |
| Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 30 sakaiza |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in French |
32 (au sens général : ami). Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants. Voir aussi sakaizanankizy [Merina]
[1.196] |
| Vocabulary | 33 Botany |
| Updated on 2025/10/08 |
|