| Entry | 1 fatidra |
| Elementary words | 2 fatitra, 3 ra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie
6 sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny [1.1] |
| Explanations in English |
[fati-dra]
7 blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood.
8 It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. [1.2] 9 the ceremony of blood brotherhood [1.7] |
| Explanations in French |
10 parenté de sang; cérémonie pour
11 marquer cette parenté [1.8] 12 alliance par le sang [1.13] |
| Analogs | 13 fanange, 14 sakarivo |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 faditra, 17 fatidra |
| Updated on 2025/11/13 |
|