| Entry | 1 famavany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny tonon' ny taolana na zavamaniry [1.1] 4 Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena [2.285] |
| Explanations in English |
5 A joint, the articulation of the limbs. [1.2] |
| Explanations in French |
6 Les articulations, les joints, les noeuds des tiges [1.3#141] |
| Examples |
7 Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra.
[2.996#]
|
| All compound words | 8 olona tsy misy famavany |
| Vocabulary | 9 Biology 10 Botany: (in general) |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/10/08 |
|