|
|
|
|

Entry1 antsiantsy
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [1.1]
Explanations in English  4 a small lizard. See antsantsa. [1.2]
Explanations in French  5 petit lézard vert [1.54]
Examples  6 Mandehana ise, hoy ny antsiantsy nilela-molotra. [2.5#]
7 Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanans ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakilohs ary vitsika vaventy. [1.437#]
Vocabulary  8 Zoology: reptiles, amphibians
Synonyms  9antsantsa
Proverbs  10 Proverbs containing that word
Article  11Randzavola: antsiantsy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12 antsiantsy, 13 sintasinta

Updated on 2025/11/02