Entry hafaliana (faly)
Part of speech noun
Explanations in English Gladness, enjoyment, rejoicing, pleasure. [1.2]
Examples 
1Mahatsiravina ny hafalianareo! [2.5]
2Endrey ny hafalian' i Bina tamin' ity maraina ity! [2.499]
3Tsy hafalieko izaho irery hoy izy fa hafalieko sy hianareo, satria nikororo-bary isika ka sendra rivotra [2.59]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : hafaliana, hafaliako, hafalianao, hafaliany, hafaliantsika, hafalianay, hafalianareo, hafalian', hafalian-, hafaliam-, hafalia-
Prefixed : -kafaliana, -kafaliako, -kafalianao, -kafaliany, -kafaliantsika, -kafalianay, -kafalianareo, -kafalian', -kafalian-, -kafaliam-, -kafalia-
Synonyms fahafaliana
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20