| Entry | 1 elanelana |
| Root | 2 elana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana.
5 Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5. 6 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga?. 7 Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay. [1.1] |
| Explanations in English |
8 the time or place between; a go-between.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 intervalle de temps ou d'espace.
[1.8] |
| Examples |
10 Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra.
[2.48]
11 Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499] 12 Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. [2.643] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Synonyms | 33 elakelaka |
| Analogs | 34 alanalana, 35 aloalo, 36 ebanebana, 37 elanelana, 38 evanevana, 39 tamotamoelanelantsoratra, 40 tsyannyatsytsyannyaroa, 41 tsymombanyatsytsymombanyaroa |
| All compound words | 42 18 combinations of this word |
| Proverbs | 43 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|