Entry rariny
Part of speech noun
Malagasy definition Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo
¶ (Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva) [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry rariny (rary)
Part of speech noun rary and pronoun

Entry rariny (rary)
Part of speech passive verb rarina and pronoun

2013/12/13