Entry fo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [Rajemisa 1985]
English definition   the heart (physical) [Richardson 1885]
   the heart [Hallanger 1973]
French definition   coeur [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
   intérieur, moelle de certaines plantes [Abinal 1888]
Vocabulary  
Morphology  
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word fo (1): Ambohipo

Entry fo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [Rajemisa 1985]
English definition   the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [Richardson 1885]
French definition   volonté, courage, désir, intention [Abinal 1888]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
fo
foko
fonao
fony
fontsika
fonay
fonareo
fon'
fon-
fom-
-po
-poko
-ponao
-pony
-pontsika
-ponay
-ponareo
-pon'
-pon-
-pom-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  

Entry fo
Part of speech   adverb [list]
English definition   [Provincial] foana [Richardson 1885]

Entry fo~
Part of speech   prefix [Words with fo~]
Malagasy definition   Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), [Rajemisa 1985]
French definition   préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra ( rehitra), foretsika ( retsika), forofotra ( rofotra) [Rajemisa: Grammaire]

2017/06/29