|
|
|
|

Entry1  fahagagana
Root  2  gaga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina
Explanations in English  5  [1.2] wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle.
6  [1.7] a wonder, a miracle; astonishment
Explanations in French  7  [1.8] miracle, prodige; étonnement
Examples  8  [2.4#] Azoko lazaina hoe fahagagana.
9  [2.270#] fahagagana tany Ampanarivoana!
10  [1.369#] Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany.
Synonyms  11  hagagana
Proverbs  12  Proverbs containing the word fahagagana
Article  13  Randzavola: fahagagana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11