|
|
|
|

Entry1  hatezerana
Root  2 tezitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana.
5 Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba. [1.1]
Vocabulary  6  Emotions
Synonyms  7 fahatezerana
All compound words  8 misy azy ny hatezerany
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09