|
|
|
|

Entry1  sokajin-teny
Elementary words  2 sokajy, 3 teny
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny..
6 Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
Maro amin' ireo sokajin-teny ireo indray no mitsinjara ho karazany vitsivitsy. [1.1]
7 fandaharana ny teny ho iray karazana. [1.13]
Explanations in French  8 classe distributionnelle. [1.13]
Vocabulary  9  Linguistics
Tables and plates  10  All the adverbs
11  All the pronouns
12  All the prepositions
13  All the conjunctions
14  All the articles
15  All the interjections
16  All the particles

Updated on 2025/11/11