| Entry | 1 tenim-piontanana |
| Elementary words | 2 teny, 3 fiontanana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
[1.1] 6 ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny 7 resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; 8 fataraina miharo hagagana: endrey...; 9 alahelo: indrisy; 10 fandatsana: akaito...; 11 fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô... 12 Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, 13 izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: 14 indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13] |
| Explanations in French |
15 interjection
[1.5] |
| Vocabulary | 16 Linguistics |
| Tables and plates |
17 All the interjections |
| Updated on 2025/11/17 |
|