|
|
|
|

Entry1  tambinteny
Elementary words  2 tamby, 3 teny
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 mpanamafy matoanteny [1.10]
6 Ny tambinteny na mpamaritra matoanteny: ny antsoina amin' izany dia ireo teny enti-mamaritra matoanteny (Mandeha haingana ny fiaramanidina). Misy karazana maro izy ireo
7 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
8 teny anampy ny "verba" [matoanteny], na izay teny hafa milaza fomba na toetra, mba hanampy na hamaritra ny heviny [1.9]
9 teny kely apetraka aorian'ny enti-milaza entina manamafy ny heviny [1.13]
Explanations in English  10 adverb [3.1]
Explanations in French  11 adverbe [1.10, 1.5, 1.13, 1.66]
12 L'adverbe peut être, en malgache:
13 a) un adverbe proprement dit: mandeha haingana (marcher vite) ~ tena lehibe (très grand)
14 b) un adjectif employé adverbialement: mianatra tsara (étudier bien) ~ very foana (perdu vainement)
15 c) une locution composée des prépositions amy et ana et d'un substantif; cette locution est toujours un adverbe de manière: amin-pahendrena (sagement) ~ am-pitiavana (affectueusement) ~ ankitsirano (ouvertment) [1.12.fr#127]
Vocabulary  16  Linguistics
Tables and plates  17  All the adverbs

Updated on 2025/11/17