Entry kianteny
Part of speech noun
Malagasy definition Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[Rajemisa 1985]
 teny kely enti-mampikambana teny na fehezanteny roa [SLP 1986]
French translation particule (grammaire) [Rajaonarimanana 1995]
 copule [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogues  all the particles

Updated on 2020/07/31