|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpampitohy
Root  2 tohy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana
5 (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra
6 (tsara sy fy), matoanteny roa
7 (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa
8 (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany
9 (nomena valisoa izy satria nianatra tsara)
10 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
11 zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa [1.13]
Explanations in English  12 coordinating conjunction [3.1]
Explanations in French  13 conjonction de coordination [1.13]
Examples  14  tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana. [2.314#]
Vocabulary  15  Linguistics
All compound words  16 mpampitohy fehezan-teny
Tables and plates  17  All the conjunctions

Entry (2/2)18  mpampitohy
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20 forongo mpanelanelana [1.13]
Explanations in French  21 pièce intermédiaire
22 connecteur [1.13]
Vocabulary  23  Technology
All compound words  24 mpampitohy mivolombatolalaka

Updated on 2025/11/17