Entry ilay
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Fanao indrindra amin' ny anaran' olona na zavatra: 1) tondroina mafimafy kokoa: Ny masoandro no ilay mpanasoa ny voary; 2) na efa noresahina: Moa efa tonga teo ilay mpandrafitra? 3) na anaram-bosotr' olona na biby lahy: Nandrifatra ilay mena ka tsy tana. (Matetika no soratana atao teny iray ny ilay sy ny mpamaritra anarana, ny fitambarany no nanjary anaram-bosotra: Nandrifatra Ilaimena ka tsy tana.) [Rajemisa 1985]
English definition the, this, that. It is often used like the English definite article. [Richardson 1885]
 that one, usually referring to someone or something understood or previously referred to [Hallanger 1973]
French definition le, celui; indique souvent une personne ou une chose dont on déjà parlé [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Tables and plates all the pronouns

2019/08/17