|
|
|
|

Entry1  mpisolo
Root  2 solo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Sokajin-teny enti-misolo olona na zavatra efa voalaza na tsia, ka mitsinjara ho karazany maro: -- mpisolo olona (izaho, -nay), -- mpisolo manondro (ireny ny mpianatra), -- mpisolo manontany (iza no nilaza izany), -- mpisolo mampifandray (ny olona izay mandinika), -- mpisolo malala-kevitra (ny sasany tsy mieritreritra)
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
6 sokajin-teny entina misolo olona na zavatra [1.13]
Explanations in English  7 a substitute [1.7]
Explanations in French  8 celui qui remplace, qui est remplacé [1.3]
9 remplaçant [1.8, 1.5]
10 substitut [1.13, 1.5]
Vocabulary  11  Linguistics
All compound words  12  6 combinations of that word
Tables and plates  13  All the pronouns

Updated on 2025/12/08