Entry indrisy
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) [Rajemisa 1985]
English translation   alas! Alack! Beautiful! [Richardson 1885]
   alas! [Hallanger 1973]
French translation   hélas! [Hallanger 1974]

Updated on 2009/09/05