Entry mpamaritra (faritra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro
¶ :
  1. mpamaritra milaza toetra (lanitra manga),
  2. mpamaritra isa (omby fito),
  3. mpamaritra filaharana (kilasy fahadimy),
  4. mpamaritra manondro (ity trano ity),
  5. mpamaritra malala-kevitra (ny olona sasany),
  6. mpamaritra manontany (olona iza?),
  7. mpamaritra matoanteny (marary tokoa)

¶ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[Rajemisa 1985]
French translation   mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal [SLP: Voambolana]
English translation   adjective [3.1]
French translation   adjectif [3.1]
Vocabulary  

Entry mpamaritra (faritra)
Part of speech   noun
French translation   déterminant
¶ mpamaritra asa: opérateur. [Vocabulary: Economy: finances, management]
¶ mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme
¶ mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé
¶ mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2
¶ mpamaritra vaventy: déterminant principal [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Updated on 2014/11/16