|
|
|
|

Entry (1/2) 1  amy
Part of speech  2  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  3 teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka milaza:
4 a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina.
5 b) fomba: mihira amin-karavoana.
6 c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina.
7 e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto.
8 f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono.
9 g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny.
10 h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny.
11 i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [1.1]
Explanations in English  12 used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel. With, in, at, to, from, etc. In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative. [1.2]
13 preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at. [1.7]
Explanations in French  14 préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. [1.8]
15 Pour: Mafana loatra amin' izao tonontaona izao ity akanjo ity (Cet habit est trp chaud pour la saison) [1.66.fr#740]
16 avec, dans, à, de, en, chez. Miaraka amiko izy: il vient avec moi. Ny aminy: au sujet de. Vita ny amiko: je suis un homme fini. Ny any aminay: chez nous. Vary aman-dronono: du riz au lait. [1.5]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
Other spellings  19 amina
Combinations  20  84 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 22  amy
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24 Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo [1.1#65]
Explanations in French  25 costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure [1.3#30]
Derivatives 
Relative verbs :
Nouns :

Anagrams  amy, 29 ima, 30 may, 31 mia

Updated on 2026/03/07