| Entry (1/2) | 1 feno |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin' ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena / Feno rano ny siny
[1.1#284] |
| Explanations in English |
4 [Opt. Imp. feno'a.] Full, complete. [Mal. pa'nuh, Sans. purna.]
[1.2] 5 full, complete [1.7] |
| Explanations in French |
6 plein, complet
[1.8] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 27 ampoka, 28 avo loha, 29 dabadabaka, 30 diby, 31 diboka, 32 fempina, 33 Feno hika, 34 feno hipoka, 35 feno hizina, 36 feno miatiaty, 37 feno mibinabina, 38 feno mihintsana, 39 feno mitihitihika, 40 feno mitipitipy, 41 henika, 42 heraka, 43 hifotra, 44 himpona, 45 hivoka, 46 hotsaka, 47 lelika, 48 mamotsentsina, 49 mangeniheny, 50 manjepizepy, 51 miangoango, 52 midibadiba, 53 mifatratra, 54 mihoa-pefy, 55 mitafotafo, 56 mivozihitra, 57 mizetra, 58 mizihitra, 59 mizihizihy, 60 miziniziny, 61 safomorona, 62 safononoka, 63 safotra, 64 somaba, 65 somafatra, 66 tampina, 67 tomefy, 68 tonga fatra, 69 tototra, 70 tsentsina, 71 tsepoka, 72 tsipoka, 73 vonto |
| Combinations | 74 33 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word feno |
| Proverbs | 75 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 76 feno |
| Part of speech | 77 noun |
| Explanations in Malagasy |
78 [Tanosy] sery (aretina)
[1.78] |
| Vocabulary | 79 Health |
| Proverbs | 80 Proverbs containing that word |
| Anagrams | feno, 81 fone, 82 Nofe |
| Updated on 2026/04/22 |
|