| Entry | 1 safotra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3Rendrika ao anaty...; tototra ao anaty...: Safotry ny rano ny tanimbolinay tamin' ny fahavaratra lasa tao.
4Feno, rakotra, tototra, henika: Safotry ny hafaliana ny reniko nahita ahy tafaverina. 5Safokenatra izy namakivaky ireo olona maro be teo an-tokotaniny. 6Tsy mahatsiaro tena na very saina noho ny fangirifiriana vokatr' aretina na noho ny fihetsehampo be loatra: Notenenin-drainy mafy izy dia safotrafoana tao. á. [1.1] |
| Explanations in English |
7flooded; confused; overcome or faint.
[1.7] |
| Explanations in French |
8submergé, inondé: Safotra ny tanimbarinay (Notre rizière est submergée).
9couvert, enduit: Safotry ny menaka ny lohany (Sa tête est enduite de trop de graisse). 10couvert de honte: Safotry ny henatra izy (Il est couvert de honte). 11accablé: Safotry ny alahelo izy (Il est accablé de tristesse). 12comblé: Safotry ny hafaliana izy (Il est comblé de joie). 13interdit: Nony vao noteneniko izy dia safotra foana teo (À peine l'eus-je réprimandé qu'il fut tout interdit). 14qui a la tête lourde et étourdie: Safotra be ihany izy noho ny herin' ny tazo (Il est tout étourdi par une forte fièvre). [1.3] 15inondé. 16confus. 17qui s'évanouit. [1.8] |
| Examples |
18 niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra.
[2.470]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 325 combinations of this word |
| Anagrams | 33 fatsora, 34 fosatra, 35 safotra, 36 tsara fo |
| Updated on 2025/10/08 |
|