| Entry | 1 diboka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary.
4 Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao. [1.1] |
| Explanations in English |
5 full, crowded, covered, as with water.
[1.2] |
| Examples |
6 Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko;
[2.996#]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 12 2 combinations of this word |
| Anagrams | 13 bodika, 14 diboka, 15 dobaky, 16 kidabo |
| Updated on 2025/11/11 |
|