Entry fameno (feno)
Part of speech noun
Malagasy definition Izay enti-mameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno azy
¶ Fomba entina mameno [Rajemisa 1985]
 teny na andian-teny entina mameno ny hevitry ny enti-milaza na ny lazaina
¶ famenom-bondrona iray: ny ambiny na ny mihoatra amin'ny vondrona iray. [Vocabulary: Mathematics] [SLP 1986]
French definition complément
¶ famenom-bondrona iray: complément d'un ensemble. [Vocabulary: Mathematics] [SLP 1986]
Vocabulary 

2012/11/03