| Entry | 1 fempina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Taimoro]
feno, tampina 9 [1.1] Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga |
| Explanations in English |
10 [1.2] stopped, impeded, suspended, filled, as a river by sand. See tampina. |
| Anagrams | 11 afempin, fempina, mpanefy, mpifane, nafempi, pifanem |
| Updated on 2025/07/29 |
|