| Entry | 1 mifatratra |
| Root | 2 fatratra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1] |
| Explanations in English |
5 lying close, put close together. [1.2] |
| Examples |
6 Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !...
[2.470]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 11 mifatratra an-kady |
| Anagrams | 12 mafy tratra, 13 mifatratra |
| Updated on 2025/10/08 |
|