|
|
|
|

Entry1  mitafotafo
Root  2  tafotafo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Feno hatramin' ny molony
Be dia be: Fisaorana mitafotafo no atolotray [1.1]
Explanations in English  5  to be full with a heap on (of dry measures) [1.7]
Explanations in French  6  être comble (se dit des mesures de capacité) [1.8]
Examples  7  Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [2.583]

Anagrams  8 mifotafotà, mifotafota, 9 mitafotafo, 10 mitofatofa

Updated on 2025/09/20