Entry hivoka
Part of speech adjective
Malagasy definition Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry hivoka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] ahitra lava be [Rakotosaona 1972]
 Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [Rajemisa 1985]
French definition savane [SLP: Voambolana]
French definition  [Tankarana] hautes herbes (collines). [David 1952 (takila H)]
Vocabulary 

2017/03/10