Entry feno hipoka (feno, hipoka)
Part of speech expression
Malagasy definition feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [Rajemisa 1985]
English definition jammed full [Hallanger 1973]
French definition bondé [Hallanger 1974]
Examples Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 51]

Updated on 2013/11/22