Entry mameno (feno)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany
¶ Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy
¶ Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [Rajemisa 1985]
English definition to fill, to fill up. [Richardson 1885]
 to fill; to complete [Hallanger 1973]
French definition remplir; compléter [Hallanger 1974]
Morphology 
mameno
nameno
hameno
mamenoa
Quotes 

2012/09/07