Entry tototra
Part of speech adjective
Malagasy definition Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
¶ Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
¶ Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [Rajemisa 1985]
English definition filled; covered with earth [Hallanger 1973]
French definition comblé, couvert de terre [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
Examples 
1Tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [Andraina: Mitaraina, page 184]
2Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [FOFAFIPE: Rosovola, page 110]
Quotes 

Entry totòtra
Part of speech noun
Malagasy definition Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

2019/08/17