Entry | 1 himpona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpona ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpona ny isan' ny mpianatra [1.1] |
Derivatives |
|
Other spellings | 5 himpina |
Analogs | 6 feno hika, hipoka, hivoka, hiboka |
Anagrams | 7 himpona, 8 mpanohy, 9 nahim-po |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |