| Entry (1/2) | 1 ampoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
4 Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [1.1] 5 feno tanteraka [1.13] |
| Explanations in English |
6 soaked, wet. See lona, lena, mando.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 saturé
[1.13] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 16 olona tsy ampoka |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 18 ampoka |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20 Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka
[1.1] |
| Vocabulary | 21 Game |
| Anagrams | 22 ampoka, 23 ompaka, 24 pomaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|