| Entry | 1 tsentsina |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy
4 Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano 5 Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana 6 Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay 7 Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1] |
| Explanations in French |
8 bouché
[1.13] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 28 tampina |
| All compound words | 29 12 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|