| Entry | 1 tsepoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
4 Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ? [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 8 potsake, tsepoka |
| Updated on 2025/12/08 |
|